πππππππππππ : π ππππππππ-πππππ πππ πππ ππππβππ πππππππππππππ πππ πππππ ππ ππ πππππππππππππ ππππππ
π³ππππβπ π΄ππππππππππ
[ππππ-7 πππππππ 2025]
Tetsy andaniny, ny Praiminisitra teo aloha dia nanararaotra nisaotra ny vahoaka malagasy, ny mpiara-miasa taminy rehetra ary ny ankohonany niara-nisalahy sy nanampy nandritra izay fotoana nitantanany izay, no sady nitsodrano sy nirary soa ny Praiminisitra vaovao hahavita ny asany an-tsakany sy an-davany.
Ny Seraseran’ny PrimatioraΒ



